Anamalao

3 views

Lyrics

Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana any itsy ô, Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
 Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
 Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
 Mihetsiketsika, Mihetsiketsika, Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Ianareo lavidavitra ery Ambodimanga e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Ianareo lavidavitra ery Androngaronga e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
 Mihetsiketsika, Mihetsiketsika, Eee!
 Eee!
 Eee!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Eee!
 Eee!
 Eee!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Eee!
 Eee!
 Eee!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Anamalaho ambany lalana eeia!
 Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Eee O Raoely e!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana any ito, Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
 Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
 Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!
 Anamalaho ambany lalana ee!

Audio Features

Song Details

Duration
03:25
Key
2
Tempo
142 BPM

Share

More Songs by Rossy

Albums by Rossy

Similar Songs