Mitady Kandra - Searching For Work

6 views

Lyrics

Mamonjy ny asa tany ireo tambanivohitra any ambanivohitra
 Mamonjy ny asa tany ireo tambanivohitra any ambanivohitra
 Ny andro lohataona, andron'ny mpiasa tany a
 Ny andro lohataona, andron'ny mpiasa tany a
 Mafy anefa ny asa tany a
 Mafy anefa ny asa tany
 Ka mila herin-tsandry a
 Raha hifanandrina amin'ny tany a
 Ka mila herin-tsandry a
 Raha hifanandrina amin'ny tany a
 Mamonjy renivohitra ireo tambanivohitra any ambanivohitra
 Mamonjy renivohitra ireo tambanivohitra any ambanivohitra
 Tsena ny androany a, andro fivarotana
 Tsena ny androany a, andro fivarotana
 Miakatra ny vokatry ny tany a
 Miakatra ny vokatry ny tany a
 Atao inona daholo a
 Atakalo vola oa
 Atao inona daholo a
 Atakalo vola oa
 Toa mitady kandra foana oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Toa mitady kandra foana oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Fa inona ihany vao mety mahita
 Fa enjana ihany vao mety mahita
 Toa mitady kandra foana oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Toa mitady kandra foana oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Fa enjana ihany vao mety mahita
 Fa enjana ihany vao mety mahita
 Ka very any andrenivohitra any e
 Mivarotra ny herin-tsandriny izy e
 Ka very any andrenivohitra any e
 Mivarotra ny herin-tsandriny izy e
 Tao migadragadra fona oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Tao migadragadra fona oa ny tary e, any andrenivohitra any
 Fa inona ihany no mahatonga izany a

 Ka very any ampigadrana any e
 Tsy ety ambonin'ny tany intsony izy e
 Ka very any ampigadrana any e
 Tsy ety ambonin'ny tany intsony izy e
 Izany e tsy miparitaka, izany e tsy miparitaka
 Ny olona rehetra anefa mahalala izany a
 Izany e tsy miparitaka, izany e tsy miparitaka
 Ny olona rehetra anefa mahalala izany a
 Tsy afaka mankaiza izy e, tsy afaka mankaiza izy e
 Tsara ambina tsara oa ny figadrana any a
 Tsy afaka mankaiza izy e, tsy afaka mankaiza izy e
 Tsara ambina tsara oa ny figadrana any a
 Ka very any ampigadrana any e
 Tsy ety ambonin'ny tany intsony izy e
 Ka very any ampigadrana any e
 Tsy ety ambonin'ny tany intsony izy e

Audio Features

Song Details

Duration
06:36
Key
9
Tempo
94 BPM

Share

More Songs by Dama & D'Gary

Similar Songs